\v 1 Nitandry gny Paska ho an'i Yaveh tao Jerosalema i Josia, dra nivonony reo tamigny andro fahaefasy ambin'ny folon'ny vola volohany reo agnondrin'ny paska. \v 2Napetrany tegny amigny fitoerany reo pisoro dra napahereziny tamigny asa fanopoa gny tragnon'i Yaveh izy reo.