\v 17Nagnitriky gny pazaka teo amigny lemaky gny Jordana reo teo amigny tanimanga agnelagnelan'i Sokota vo Zaretana. \v 18Dra manahaky anizay, gny namboaran'i Solomona reo fanaky aby maro be reo; sy afaky nifatary vatany gny lazanigny varahy.