\v 4Ingo, andeso am-pagnoregna tragno ho amigny agnaran'i Yaveh Zagnahariko zaho, ba hanoka zai hon'azy, ba hagnoro diti-kazo magnisy eo agnatrehany, ba hametraky gny mofon'ny fagnatrehany, dra ho an'ireo fagnatisy oroa amigny maraindray vo hariva, ami'reo firavoravoa voatondro ho an'i Yaveh Zagnaharisika . Mandrakizay zay, ho an'Isarely. \v5Ho lahibe tokoa gny tragno zay ho afarako, satria lahibe gny Zagnaharisika mihoasy reo Zagnahary aby.