\v 24Nanao tetiky hanohisy anereo panopony dranamono anazy tao atragnony avo. \v 25Fa gny poninigny tany namono reo aby ze nitetiky hanohisy an'i Amona pazaka, dra nataon'ereo ho pazaka nandimby anazy i Josia, zanadahiny.