\v 18Reo fanaky aby tao an-tragnon'Agnahary, na lahibe na masaiky, reo harena tao atragnon'i Yaveh, vo reo harenigny pazaka vo reo manam-boninahiny__nandesiny tagny Babylona reo aby reo. \v 19Noroan'ereo gny tragnon'Agnahary, naroda gny mandan'i Jerosalema, noroa gny lapany aby, dra nipotehy reo raha soa tarehy aby tao amizay.