\v 1Boak'eo gny olo tao amigny tany nangalaky an'i Joahaza zanadahin'i Josia, dra nanao anazy pazaka teo amigny toeranigny babany tao Jerosalema. \v 2Telo amby ropolo tao Joahaza raha nanomboky nazaka, dra nazaka telo vola tao Jerosalema izy.