\v 16 Naoriny draiky gny alitaran'i Yaveh dra nanolosy soro ho fagnati-pihombona vo fagnati-pisaora teo izy;nandidy an'i Joda hanompo an'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely izy.\v 17 Na zay avo, gny vahoaky dra bo nanao soro teo amin'ireo fitoera abo avo , nefa ho an'i Yaveh raiky, zay Zagnaharin'ereo.