auto save
This commit is contained in:
parent
7f15096ee3
commit
eeeaa5ee00
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11Dra niboaky tao amigny fitoera masy reo pisoro. Reo pisoro avy aby dra nanoka-tegna ho an'i Yaveh, sy nandaha-tegna araky gny fizaran'ereo. \v 12Reo Levita ze pihira avo koa, izy aby, agnisan'izay i Asafa, Hemana, Jedotona, dra reo zanadahiny vo rahalahin'ereo, nekazo zamala fosy madiniky dra nitendry kipaso, harpa, vo lokanga, dra nizoro teo amigny farany asignananigny alitara. Nisy pisoro 120 nisioky tropetra niaraky tamin'ereo. \v 13Dra napiara-peo reo pisioky
|
||||
\v 11Dra niboaky tao amigny fitoera masy reo pisoro. Reo pisoro avy aby dra nanoka-tegna ho an'i Yaveh, sy nandaha-tegna araky gny fizaran'ereo. \v 12Reo Levita ze pihira avo koa, izy aby, agnisan'izay i Asafa, Hemana, Jedotona, dra reo zanadahiny vo rahalahin'ereo, nekazo zamala fosy madiniky dra nitendry kipaso, harpa, vo lokanga, dra nizoro teo amigny farany asignananigny alitara. Nisy pisoro 120 nisioky tropetra niaraky tamin'ereo. \v 13Dra napiara-peo reo pisioky tropetra vo reo pihira, nanao feo toka ba ho re ho fidera vo fisora an'i Yaveh. Nanandrasy gny feony tamigny tropetra vo kipaso dra raha magneno hafa ereo, dra nide
|
Loading…
Reference in New Issue