auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-25 15:57:08 +02:00 committed by root
parent 3ad064f9bb
commit 9e6d44f63f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13Dra nagniraky lelahy mana-paheza zaho, natolosy tami-pahazava-say, dra i Horama, gny matihaniko. \v 14Zanaky lahin'ny vehivavy irain'ireo zanaky vavin'i Dana izy. Lelahy avy agny Tyro gny babany. Mana-paheza amigny asa amigny volamena, volafosy, varahy, vy vato, vo amigny hazom vo amigny voloparasy, manpa, dra jaky volon'agnondry, vo rongony fosy mandiniky izy. Manam-paheza amigny karaza sokisy vo karaza famolavola avo koa izy. Aoka hisy fipetraha ho anazy eo amin'ereo mpi
\v 13Dra nagniraky lelahy mana-paheza zaho, natolosy tami-pahazava-say, dra i Horama, gny matihaniko. \v 14Zanaky lahin'ny vehivavy irain'ireo zanaky vavin'i Dana izy. Lelahy avy agny Tyro gny babany. Mana-paheza amigny asa amigny volamena, volafosy, varahy, vy vato, vo amigny hazom vo amigny voloparasy, manpa, dra jaky volon'agnondry, vo rongony fosy mandiniky izy. Manam-paheza amigny karaza sokisy vo karaza famolavola avo koa izy. Aoka hisy fipetraha ho anazy eo amin'ereo mpiasanao manam-pahaiza, vo miaraka amin'ereoan'ny topoko, dra Davida,