auto save
This commit is contained in:
parent
454847354d
commit
656459d83c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22Dra tamigny tao volohany nazakan'i Kyrosy, pazakan'i Persia, ba hahatateraky gny zakan'i Yaveh tamigny vavan'i Jeremia, dra nandrisiky gny fagnahin'i Kyrosy, pazakan'i Persia i Yaveh, ba hanovany fagnambara manera gny fazakany aby, dra hanorasy anizay avo koa. Hoy izy ho: \v 23"Izao gny ambaran'i Kyrosy, pazakan'i Persia: Yaveh, gny Zagnahariny gny lagnisy, gny nagnome anahy gny fazakanigny tany aby. Nandid
|
||||
\v 22Dra tamigny tao volohany nazakan'i Kyrosy, pazakan'i Persia, ba hahatateraky gny zakan'i Yaveh tamigny vavan'i Jeremia, dra nandrisiky gny fagnahin'i Kyrosy, pazakan'i Persia i Yaveh, ba hanovany fagnambara manera gny fazakany aby, dra hanorasy anizay avo koa. Hoy izy ho: \v 23"Izao gny ambaran'i Kyrosy, pazakan'i Persia: Yaveh, gny Zagnahariny gny lagnisy, gny nagnome anahy gny fazakanigny tany aby. Nandidy anahy izy ba hananga tragnoho anazy agny Jerosalema, ze agny Joda. Na iza na iza eo amindrareo avy amigny vahoakiny aby, dra homba andrareo anie Yaveh zagnaharindra
|
Loading…
Reference in New Issue