auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-27 08:53:50 +02:00 committed by root
parent 0fa0253fc9
commit 5464cc8f79
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22Ko dra nivonon'ereo gny agnomby, dra nitakarin'ireo pisoro gny lio dra nafafiny teo amigny alitara. Nivonon'ereo gny agnondry lahy dra nafafiny teo amigny alitara gny lio; nivonon'ereo avo koa reo zanak'agnondry dra nafafiny teo amigny alitara gny lio. \v 23Nandesin'ereo teo anoloanigny pazaka vo gny fivondrogna reo osilahy ho fagnatisy nohonigny ota; napetrak'ereo teo amizay gny tagnany. \v 24Nivonon'ireo pisoro zay, dra
\v 22Ko dra nivonon'ereo gny agnomby, dra nitakarin'ireo pisoro gny lio dra nafafiny teo amigny alitara. Nivonon'ereo gny agnondry lahy dra nafafiny teo amigny alitara gny lio; nivonon'ereo avo koa reo zanak'agnondry dra nafafiny teo amigny alitara gny lio. \v 23Nandesin'ereo teo anoloanigny pazaka vo gny fivondrogna reo osilahy ho fagnatisy nohonigny ota; napetrak'ereo teo amizay gny tagnany. \v 24Nivonon'ireo pisoro zay, dra nanao fagnatisy nohonigny ota tamigny lion'ireo teo amigny alitara ba hanova fagnavota ho an'Israely ereo, akory nandidy gny pazaka fa tokony hisy fagnatisy oroa vo fagnatisy nohonigny ota hatao ho an'Israely manotolo.