auto save
This commit is contained in:
parent
5a64e6fb36
commit
40f176b263
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9Boak'eo Hezekia nagnotany an'ireo pisoro vo reo Levita momba reo atotany. \v 10Azaria, pisorom-be, boak'amigny fokon'i Zadoka, namaly anazy dra nanao anizahoky ho: "Akory reo vahoaky nanomboky ninday fagnatisy tao atragnon'i Yaveh, dra nihina izahay dra visy, dra feno ambiny, akory fa nitahin'i Yaveh gny vahoany. Reo raha maro dra maro eto reo gny ambany." \v 11Dra nandidy gny hagnomana tragnofitehiriza ao atragnon'ereo zay. \v 12Boak'eo nandesin'ereo tami-pahatokia gny fagnatisy, gny apahafolony vo reo raha ze an'i Yaveh. Konania, gny Levita, gny pitata nisaha reo
|
||||
\v 9Boak'eo Hezekia nagnotany an'ireo pisoro vo reo Levita momba reo atotany. \v 10Azaria, pisorom-be, boak'amigny fokon'i Zadoka, namaly anazy dra nanao anizahoky ho: "Akory reo vahoaky nanomboky ninday fagnatisy tao atragnon'i Yaveh, dra nihina izahay dra visy, dra feno ambiny, akory fa nitahin'i Yaveh gny vahoany. Reo raha maro dra maro eto reo gny ambany." \v 11Dra nandidy gny hagnomana tragnofitehiriza ao atragnon'ereo zay. \v 12Boak'eo nandesin'ereo tami-pahatokia gny fagnatisy, gny apahafolony vo reo raha ze an'i Yaveh. Konania, gny Levita, gny pitata nisaha anireo, dra Simey, rahalahiny, gny faharo nagnapy anazy. \v 13Jehiela, Azazia, Nahata, Asahela, Jerimota, Jozabada, Eliala, Jismakia, Mahata, dra Benaia gny pitata teo ambany fahefan'i Konania vo i Simey
|
Loading…
Reference in New Issue