auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-27 16:41:52 +02:00 committed by root
parent 604da02e41
commit 3bfc1899d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27Nana volafosy tagny Jerosalema gny pazaka, maro noho reo vatosoa tegny amigny tany. Namboasy hazo sedera maro noho reo hazo lemaly izy. \v 28Ninday sovala ho an'i Solomona boak'agny Egypta vo boak'agny amigny tany aby ereo. \v 29Gny amireo raharaha hafa mahakasiky an'i Solomona, volohany sady farany, sy fa voasorasy tao amigny tataran'i Natana paminany, tao amigny Faminanian'i Ahiza gny Silonita, vo tao amigny Fahitan'Ido pahita mahakasiky an'i
\v 27Nana volafosy tagny Jerosalema gny pazaka, maro noho reo vatosoa tegny amigny tany. Namboasy hazo sedera maro noho reo hazo lemaly izy. \v 28Ninday sovala ho an'i Solomona boak'agny Egypta vo boak'agny amigny tany aby ereo. \v 29Gny amireo raharaha hafa mahakasiky an'i Solomona, volohany sady farany, sy fa voasorasy tao amigny tataran'i Natana paminany, tao amigny Faminanian'i Ahiza gny Silonita, vo tao amigny Fahitan'Ido pahita mahakasiky an'i Jeroboama zanadahin'i Nebata ra izay? \v 30Nazaka teo amin'Israely aby nandrisy gny afapolo tao i Solomona. \v 31Nimaty niaraky tamireo razambeny izy dra gny vahoaky nandevy anazy tagny amigny tanan'i Davida raiky. Rehoboama, zanadahiny, gny lasa pazaka nandimby gny toerany.