auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-27 07:24:56 +02:00 committed by root
parent 176dd069ba
commit 3a035ae283
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17Nizaran'ereo ho anigny pisoro araky gny firaketa atsoras'ireo razambeny, dra manahaky anizay koa ho an'ireo Levita ropo tao mihoasy, araky gny asa fanopoany vo fizaran'ereo. \v 18Tafilisy agnatin'izay gny zanany madiniky, reo valiny, reo zanadahiny, dra reo zanakapelany, manera gny fiarahamony manotolo, akory
\v 17Nizaran'ereo ho anigny pisoro araky gny firaketa atsoras'ireo razambeny, dra manahaky anizay koa ho an'ireo Levita ropo tao mihoasy, araky gny asa fanopoany vo fizaran'ereo. \v 18Tafilisy agnatin'izay gny zanany madiniky, reo valiny, reo zanadahiny, dra reo zanakapelany, manera gny fiarahamony manotolo, akory ereo dra nahatoky tamigny fitandrema gny vatan'ereo ho masy. \v 19Ho an'ireo pisoro, dra reo taranak'i Arona, ze tagny asaka tagny amireo zana-bohisy tao atagnan'ereo, na tagny amigny tana aby, dra nisy lelahy