auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-26 09:20:34 +02:00 committed by root
parent ce44c1d365
commit 1bb0e5972d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18Raha gny amireo raharaha hafa mahakasiky an'i Manase, gny vavaky nataony tamin'Agnahary, vo gny zakan'ireo pahita ze nizaka taminazy tamigny agnaran'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, ingo, voasorasy ao amigny asan'ireo pazakan'Israely zay. \v 19Ao agnatin'izay gny tataranigny vavaky nataony, vo gny fiheseha-pon'Agnahary tamizay. Ao avo koa gny fahotany vo reo fahadisoany aby, dra reo toera ze nananganany reo fitoera abo vo name
\v 18Raha gny amireo raharaha hafa mahakasiky an'i Manase, gny vavaky nataony tamin'Agnahary, vo gny zakan'ireo pahita ze nizaka taminazy tamigny agnaran'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, ingo, voasorasy ao amigny asan'ireo pazakan'Israely zay. \v 19Ao agnatin'izay gny tataranigny vavaky nataony, vo gny fiheseha-pon'Agnahary tamizay. Ao avo koa gny fahotany vo reo fahadisoany aby, dra reo toera ze nananganany reo fitoera abo vo nametraky reo baon'Aseraha abo gny sary raha voasokisy, talohanigny nanetreny gny tenany__voasorasy ao amigny tataran'ireo pahita anizay. \v 20Dra nimaty tagny amireo