@ -0,0 +1 @@
\v 23Dra gny fengona manotolo nanapa-kevisy gny hakalaza hafitoa hafa, dra nanao anizay tamin-kafalia ereo. \v 24Dra Hezekia pazakan'i Joda nagnome agnombilahy arivo vo agnondry fito arivo ho anigny fengona ho