txy_2ch_text_reg/31/06.txt

1 line
476 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-27 05:24:57 +00:00
\v 6Gny vahoakin'Israely vo Joda ze nony tao amireo tanan'i Joda avo koa dra ninday gny apahafolonigny biby teza vo agnondry, dra gny apahafolonigny raha masy ze natoka ho an'i Yaveh zagnaharin'ereo, dra navorin'ereo ho atota zay. \v 7Tamigny vola fahatelo gny nanombohan'ereo namory gny fandresan'azara ho atotany, dra nifaragnan'ereo tamigny vola fahafito. \v 8Gny fa avy dra nagnety reo atotany i Hezekia vo reo pitariky, dra nisaosy an'i Yaveh vo gny Israely vahoany ereo.