txy_2ch_text_reg/09/03.txt

1 line
359 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-27 14:41:52 +00:00
\v 3Gny fa hitan'ny pazaka vavin'i Sheba gny fahendren'i Solomona vo gny lapa zay fa naoriny, \v 4Gny sakafo teo ambony latabany, gny fipetrahan'ireo panopony, gny asan'ireo panopony dra gny fitafian'izy reo, reo pinday kapoakiny vo fitafiany avo koa, dra gny fomba zay nanolorany gny fagnatisy oroa tao atragnon'i Yaveh, dra sy nisy fagnahy sasy tao aminazy.