txy_2ch_text_reg/34/29.txt

1 line
285 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-26 07:20:34 +00:00
\v 29Boak'eo gny pazaka nagniraky pinday hafasy dra namory gny loholon'i Joda vo Jerosalema aby. \v 30Dra niakasy tao atragnon'i Yaveh gny pazaka, vo reo lelahin'i Joda aby dra reo ponin'i Jerosalema, vo reo pisoro, reo Levita, dra gny vahoaky aby, hatramigny kely. tamin'ereo gny zaka