txy_2ch_text_reg/04/14.txt

1 line
318 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-27 06:53:51 +00:00
\v 14Namboasy sangana vo koveta natao teo agnabonigny sangana avo koa izy; \v 15tavin-drano raiky vo agnomby ro ambiny folo eo ambaniny, \v 16reo valiny, lapely fandrofa, fizaisy, dra fitova hafa aby avo koa. Nataon'i Hirama gny matihanina tamigny varahy voalio, ho an'i Solomona pazaka, ho anigny tragnon'i Yaveh reo.