\v 8 Fa raha maty niaraky tamin'I Kristy itsika, da minoa fa hiaraky velo amin'azy koa. \v 9 Isika da mahafantatry fa nitsangakovelo izy, ary tsy maty koa izy. Tsy azo gne fahafatesa koa izy.