\v 6 Fantatsika izany, fa gne tegnatsika da nofantsia niaraka taminazy, mba hanimba gne tegnan'gne ota. Nibôky izany mba tsy handevozin'gne ota etsana isika. \v 7Izy maty da nambara fa marina sady afaky ame ota.