tkg_mat_text_reg/23/23.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 23 Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mandoa gne fahafolon'gne solila sy gne aneta ary gne komina anareo, fa anareo datsy nankasitraky gne raharaha mavesa-danja indrindra amè lalàna- da gne rariny sy gne famindram-po ary gne finoa. Fa ireo gne tokotry haninareo ary tsy tokotry navelanareo ho tsy vita gne raiky hafa. \v 24 Anareo ry mpitariky jamba, anareo izay manivany gne lalitry nefa mitely rameva!