auto save
This commit is contained in:
parent
71456cceca
commit
a814879397
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 \v 15 Fa loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amè olo gne fanjankan'gne lanitry. Fa anareo tsy mampiditry gne tegnanareo, ary tsy homanareo indreo izay mitady hiditry. Loza hoa anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa laninareo gne tragnon'gne mpitondrategna, ary da magnano vavaky lavareny ho fialohana anareo, ka izà gne hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa. Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mandeha mitety gne ranomashy sy gne tany maigny anareo mba hampiova fo gne olo raiky, ary rehefa miova izy, da aninareo gne zanaky gne helo avo roa heny mihoatry anareo izy.
|
||||
\v 13 \v 14 Fa loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amè olo gne fanjankan'gne lanitry. Fa anareo tsy mampiditry gne tegnanareo, ary tsy homanareo indreo izay mitady hiditry. Loza hoa anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa laninareo gne tragnon'gne mpitondrategna, ary da magnano vavaky lavareny ho fialohana anareo, ka izà gne hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa. \v 15 Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mandeha mitety gne ranomashy sy gne tany maigny anareo mba hampiova fo gne olo raiky, ary rehefa miova izy, da aninareo gne zanaky gne helo avo roa heny mihoatry anareo izy.
|
Loading…
Reference in New Issue