auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 09:10:25 -05:00 committed by root
parent 2e7092a499
commit 6e4cfec11c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tenomy ity fagnohara raiky hafa itiky. Nisy lehilahy raiky, tompona tany. Nambotry tanim-boaloboky izy, no valahany izà, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampamondrony
Tenomy ity fagnohara raiky hafa itiky. Nisy lehilahy raiky, tompona tany. Nambotry tanim-boaloboky izy, no valahany izà, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampamondrony andreo mpamboly voaloboky. Avy teo da negnagny amè tanà hafa izy. Rehefa marigny gne taom-pamokarana, da nagniraky gne sasany tamin'ireo mpagnompo izy hegnagny amin'ireo mpamboly voaloboky hangala gne vokatrany