auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 06:18:52 -05:00 committed by root
parent 8f30e8b330
commit 4c13ff78ea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rehefa tafiditry teo an-kianjan'gne tempoly Jesosy ka nampianatry, da nagnato anazy gne lehiben'gne mpisorona sy gne lonaky ka nagnano hoe: " Fahefà laha taia gne agnamboaranao anizao? Ary ia gne nagnomè anao anizao fahefà izao?" Ary Jesosy namaly
Ary rehefa tafiditry teo an-kianjan'gne tempoly Jesosy ka nampianatry, da nagnato anazy gne lehiben'gne mpisorona sy gne lonaky ka nagnano hoe: " Fahefà laha taia gne agnamboaranao anizao? Ary ia gne nagnomè anao anizao fahefà izao?" Ary Jesosy namaly ka nagnano taminy hoe: " Iao kosa hagnotany anareo zavatry raiky aloha, ary raha hovalianareo izà, Iao kosa da hagnambara aminareo izay fahefà agnamboarako izà."