auto save
This commit is contained in:
parent
616e8fb276
commit
12a10f37f9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'izà andro izà da nagnato an'i Jesosy gne mpianany ka nizàka hoe: " Ia moa gne zakabe indrindra ao amè fanjakan'gne lanitry?" Ary Jesosy nangaiky zaza madiniky raiky agnato anazy, da nametraky anazy teo antegnategnany, ka nagnano hoe: " Zakaiko aminareo marina tokôtry :
|
||||
\v 1 Tamin'izà andro izà da nagnato an'i Jesosy gne mpianany ka nizàka hoe: " Ia moa gne zakabe indrindra ao amè fanjakan'gne lanitry?" \v 2 Ary Jesosy nangaiky zaza madiniky raiky agnato anazy, da nametraky anazy teo antegnategnany, \v 3 ka nagnano hoe: " Zakaiko aminareo marina tokôtry : " Raha tsy miova anareo ka ho tonga mitovy amè zaza madiniky, da tsy hiditry amè fanjakan'gne lanitry mihitsy anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue