auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 16:31:29 -05:00 committed by root
parent a3bf12bdbc
commit 02f6c3a724
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka Jesosy namaly anazy hoe : " Elia da efa avy lahatany ka hampody gne zavatry rehetra. Nefa zakaiko anareo: " Efa tonga Elia, nefa gne olo tsy nahafantatry anazy, fa nagnano izay sitraky gne fony taminazy evao. Da mitovy aminizà evakoa gne hampiaretany gne zanak'olo. Da fantatry gne mpianatry fa Jaona Mpagnano
\v 11 \v 13 Ka Jesosy namaly anazy hoe : " Elia da efa avy lahatany ka hampody gne zavatry rehetra. \v 12 Nefa zakaiko anareo: " Efa tonga Elia, nefa gne olo tsy nahafantatry anazy, fa nagnano izay sitraky gne fony taminazy evao. Da mitovy aminizà evakoa gne hampiaretany gne zanak'olo. Da fantatry gne mpianatry fa Jaona Mpagnano Batisa gne nozakainy taminazy.