auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-13 07:54:41 -05:00 committed by root
parent d02a0f7ebc
commit de8f008291
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy gn'andronè mofo tsy misy masirasira, izay tsy maintsy hagnanoa sorogny gne zanak'ondry ny gne Paska. Jesosy nagniraky an'i Petera sy Jaona, milaza hoe: "Mandehana ary homagno antsika gne sakafonè Paska, mba hahafantsika mihina enizà." Indreo nagnotany Anazy hoe: "Aia gne tianao hagnanoanay gne fagnomagna?"
\v 7 Avy gn'andronè mofo tsy misy masirasira, izay tsy maintsy hagnanoa sorogny gne zanak'ondry ny gne Paska. \v 8 Jesosy nagniraky an'i Petera sy Jaona, milaza hoe: "Mandehana ary homagno antsika gne sakafonè Paska, mba hahafantsika mihina enizà." \v 9 Indreo nagnotany Anazy hoe: "Aia gne tianao hagnanoanay gne fagnomagna?"