auto save
This commit is contained in:
parent
3d4725dc51
commit
73585f098c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rehefa hitan'i Heroda Jesosy, da tena ravoravo izy, satria efa ta-hahita Anazy hatry ny gn'ela. Naharè gne momba Anazy izy ary nagnategna gne hahita fahagaga maro naniny. Heroda nametra-pagnotania an'i Jesosy tamigne teny maro, saingy Jesosy tsy namaly ndre ino ndre ino anazy. Gne lohane mpisorona sy gne mpanora-dalàgna nitsanga, magnendrikendriky Anazy.
|
||||
\v 8 Rehefa hitan'i Heroda Jesosy, da tena ravoravo izy, satria efa ta-hahita Anazy hatry ny gn'ela. Naharè gne momba Anazy izy ary nagnategna gne hahita fahagaga maro naniny. \v 9 Heroda nametra-pagnotania an'i Jesosy tamigne teny maro, saingy Jesosy tsy namaly ndre ino ndre ino anazy.\v 10 Gne lohane mpisorona sy gne mpanora-dalàgna nitsanga, magnendrikendriky Anazy.
|
Loading…
Reference in New Issue