diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index f858f27..01ceaa8 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -Fa isika izay nino da gn'izay hiditry am'izany fitsara izany, araky izay efa nizakany hoe:''Mitovy gne niagnako tame gne havignirako, da tsy hiditry velively ao ame gne fitsaharako indreo io.'' Fa na izany avakoa aza, gn'asa famorognany da vita tame gne fagnamboara izao tontolo izao. Fa izy niroho mombany gn'andro faha-fito hoe: ''Andriamanitry nitsahatry tame gn'andro faha-fito tame gn'asany rehetra.'' Sady mbola niroho izy hoe: ''Indreo io da tsy hiditry velively ao ame gne fitsaharako.'' \ No newline at end of file +\v 3 Fa isika izay nino da gn'izay hiditry am'izany fitsara izany, araky izay efa nizakany hoe:''Mitovy gne niagnako tame gne havignirako, da tsy hiditry velively ao ame gne fitsaharako indreo io.''\v 4 Fa na izany avakoa aza, gn'asa famorognany da vita tame gne fagnamboara izao tontolo izao. Fa izy niroho mombany gn'andro faha-fito hoe: ''Andriamanitry nitsahatry tame gn'andro faha-fito tame gn'asany rehetra.''\v 5 Sady mbola niroho izy hoe: ''Indreo io da tsy hiditry velively ao ame gne fitsaharako.'' \ No newline at end of file