tkg_heb_text_reg/05/04.txt

1 line
333 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-02 16:43:50 +00:00
\v 4 Tsy ho hitan'gn'ainy gne handraisan'gn'olo an'izany voninahitry izany. Fa izy da nangian'Andriamanitry ako i Arona. \v 5 Da mitovy am'izany i Kristy mba tsy hagnome fagnaja gne tegnany mitsy tame fagnamboara gne tegnany ho mpisorombe. Faraiky avao izay niroho taminazy nizaka hoe: ''Zanako Anao; androany da lasa Iabanao Iaho.''