2020-01-23 06:56:11 +00:00
|
|
|
\v 3 Fa na titosy aza, izay niaraka tamina gne sady Grika da nany fôrise ho voafora.\v 4 Niditry tsimoramora ireo rahalahy sandoky mba hitsikilo gne fahafaha nomen'i Jesosy Kristy anay. Nagniry hagnandevo anay indreo,\v 5 tsy nagneky andreo velively i ahay, mba hitoeran'e fahamarinan'e filazantsara aminareo.
|