auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-20 08:46:02 -05:00 committed by root
parent 25e74ab39c
commit cd7b33624e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aoka gne fiadanan'i Kristy hanapaka ao ame fonareo. Fa ho an'izany fiadagna izany no nangia anareo ho vatana raiky. ary misaora. Aoka gne tenin'i Kristy hipetrka betska ao aminareo. Ame fahendre rehetra ho enara ary hifagnara aminareo salamo sy fihira ary ara-pagna. Mihirà ame fisaora ao am-ponareo ho an'Andriamanitra. Na ino na ino amboarinareo, na ame resaka na ame asa, amboro ame agnaran'e tompo jesosy gne rehetra. Mgnomeza fisaora ho an'Andriamanitra izay ray ame alalany.
\v 15 Aoka gne fiadanan'i Kristy hanapaka ao ame fonareo. Fa ho an'izany fiadagna izany no nangia anareo ho vatana raiky. ary misaora.\v 16 Aoka gne tenin'i Kristy hipetrka betska ao aminareo. Ame fahendre rehetra ho enara ary hifagnara aminareo salamo sy fihira ary ara-pagna. Mihirà ame fisaora ao am-ponareo ho an'Andriamanitra.\v 17 Na ino na ino amboarinareo, na ame resaka na ame asa, amboro ame agnaran'e tompo jesosy gne rehetra. Mgnomeza fisaora ho an'Andriamanitra izay ray ame alalany.