auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-20 07:21:46 -05:00 committed by root
parent 4c93be97e6
commit 973d67c567
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Androany iaho da faly ame fijaliako ho enareo, ary iaho da nameno gne nofoko izay tsy ampy ame fahorian'i Kristy noho gne vatany, da gne fiangona. Noho gne fiangona gne hampanompo ahy, araky e adidy av ame Zagnahary izay nomeny anaha ho anareo, mba hahatanteraka e zakan'Andriamanitra. Io e marigny mifiviny izay naviny nandritry e taogny maro sy hoan'e taranaky. Fa amizao da efe niboda izany taminareo izay mino anazy. Taminndreo gne tiandreo nontian'Andriamanitra nampahafantarina ireo haren'e voninahitry'ity fahamarinana miviny
Androany iaho da faly ame fijaliako ho enareo, ary iaho da nameno gne nofoko izay tsy ampy ame fahorian'i Kristy noho gne vatany, da gne fiangona. Noho gne fiangona gne hampanompo ahy, araky e adidy av ame Zagnahary izay nomeny anaha ho anareo, mba hahatanteraka e zakan'Andriamanitra. Io e marigny mifiviny izay naviny nandritry e taogny maro sy hoan'e taranaky. Fa amizao da efe niboda izany taminareo izay mino anazy. Taminndreo gne tiandreo nontian'Andriamanitra nampahafantarina ireo haren'e voninahitry'ity fahamarinana miviny ity teo agnivon'e jentilisa. Izany dia Kristy no ao aminao,