auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-23 09:15:36 -05:00 committed by root
parent 1b8a75ed71
commit 770d75af9f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Raha gne momba ana, da i Tykyko gne hampafantatry an'izay aminareo. Izy da rahalaha malala, mpanompo atokisa, ary mpiara-manompo ao am'i tompo.\v 8 Nalefako agny aminareo izy noho izao, mba ahafanareo mafantatry gne raha momba anay, ary mba ahafany mampahery gne fonareo. [ Fagnamaria: Egny ambany takelaky: ireo dikan'e zaka sasany taloha da mivaky hoe: '' Nalefako agny aminareo izy noho izao, mba ahafa mafantatry ireo raha momba anareo, ary mba ahafa mankahery gne fonareo.'']\v 9 Nalefako izy niaraky tam'i Onesimosy izay rahalahy atokisa sady malala gne raiky aminareo. Indreo gne hizaka aminareo gne raha rehetra efa niseho tatiky.
\v 7 Raha gne momba ana, da i Tykyko gne hampafantatry an'izay aminareo. Izy da rahalaha malala, mpanompo atokisa, ary mpiara-manompo ao am'i tompo.\v 8 Nalefako agny aminareo izy noho izao, mba ahafanareo mafantatry gne raha momba anay, ary mba ahafany mampahery gne fonareo. [ Fagnamaria: Egny ambany takelaky: ireo dikan'e zaka sasany taloha da mivaky hoe: '' Nalefako agny aminareo izy noho izao, mba ahafa mafantatry ireo raha momba anareo, ary mba ahafa mankahery gne fonareo.'']\v 9 Nalefako izy niaraky tam'i Onesimosy, izay rahalahy mahatoky sady malala gne raiky aminareo. Indreo gne hizaka aminareo gne raha rehetra efa niseho tatiky.