tkg_act_text_reg/03/21.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 21 Izy ilay tsy maintsy ho raisin'gne Lanitry mandram-piavisan'gne lera famerenagny amin'gne laoniny gne zava-drehetra, mikasiky an'izay voazakan'Andriamanitry taloha tam'gne vavane mpaminagny masina. \v 22 Nizaka dato i Mosesy hoe: " Gne Tompo Andriamanitry hananga mpaminagny ako ià avy am'ireo rahalahanareo. Anareo hiteno gne raha aby ho zakainy aminareo. \v 23 Hibôky gne hoe izay olo tsy miteno izà mpaminagny izà da ho foagny tanteraky tsy ho ao amin'olo."