tkg_act_text_reg/03/13.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 13 Gn'Andriamanitra Abrahama, sy an'i Isaka, ary an'i Jakoba, gn'Andriamanitr'gne raintsika, nagnome voninahitry an'i Jesosy mponompny. Izy gne natolotrareo sy nandananareo teo agnatrehan'i Pilato, tamizay nanapa-kevitry gne handefa enazy. \v 14 Nandananareo gne raiky izay Masina sy Marigne ary naleonareo nangataky gne mpamono olo mba ho alefa ho anareo.