tkg_act_text_reg/02/43.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 43 Tonga teo amè fanahin'gne tsirairay gne tahotry, ary fahagagà sy famantaragny maro gne vita tamè alalan'gne apostoly. \v 44 Ireo rehetra nino da nivavaky ary nanagny zavatry nitovy, \v 45 ary indreo da nivarotry gne taniny sy gne fanagnany ka nizara izà tamin'izy rehetra , arak'izay nilainy agnaby.