|
\v 16 Fa izao ilay voazàka tamin'i Joela mpaminany: \v 17 'Amè andro farany,' Andriamanitry mizàka hoe: ' Halatsako amè olo rehetra gne Fagnahiko. Ireo zanakareo lahy sy viavy da haminagny, gne zatovondreo da hahita fahità, ary gne rangahindreo hagnonofy nofy. |