tkg_act_text_reg/02/14.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 14 Fa i Petera nitsanga niaraky tamindreo iraik'ambin'ny folo, nampiakatry gne feony, ary nagnambara tamindreo hoe: " Ry lehilan'i Jodea sy anareo rehetra izay midoboky eto Jerosalema, aoka ho fantatrareo izao, tandremo ireo zakàko. \v 15 Ho anign'olo tsy mamo araky izay heverindreo, fa vao ora fahatelo amè andro izao.