1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 5 Ary nisy Jiosy izay nipetraky tao Jerosalema, olon'Andriamanitry, avy amè firenegny rehetra ambanin'gne lanitra.\v 6 Rehefa naharè izà feo izà, da tonga niaraky ireo vahoaka sady sahiran-tsaina satria gne tsirairay da samy naharè andreo nizàka tamè fizàkany agnaby. \v 7 Indreo da gaga; nizàka hoe :"Marina, fa tsy indreo rehetra mizàka io gne Galileanina? |