tkg_act_text_reg/05/40.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 40 Ary nangaiky andreo apostoly hiditry indreo ary nifiky sy nagnafatrafatry andreo tsy hizàka amè agnaran'i Jesosy, ary namela andreo handeha. \v 41 Indreo da nandao gne filan-kevitry tam-pifalia satria mendriky gne hitondra fahafam-baraky ho an'ilay Agnara. \v 42 Taorian'izà isan'andro, tsy nitsahatry nampianatry sy nitory an'i Jesosy ho Kristy indreo, teo an-kianjan'gne tempoly sy tamè tragno maro.