tkg_act_text_reg/05/38.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 38 Ary amisia da ambarako aminareo, magnalavira an'ireo lehilahy ireo ary apetray raiky agny indreo, fa raha avy amin'olo io drafitry na asa io, da ho foagny izà. \v 39 Fa raha avy amin'Andriamanitry kosa, da tsy ho azonareo ho foagnà ireo; mety ho hitanareo aza fa miady amin'Andriamanitry anareo." Da resy lahatry indreo.