tkg_act_text_reg/05/35.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 35 Ary izy nizàka tamindreo hoe: "Lehilahy Israely, tandremo tsara gne amè zavatry izay ho aninareo miaraky amin'ireo olo ireo. \v 36 Fa taloha tany, Teodasy nizàka gne tegnany ho zavatry, ary vondron'olo, tokotry ho efa-jato, nagnaraky anazy. Novonoy izy, ary indreo rehetra izay nagneky anazy da niparitaky ary tonga tsinotsino. \v 37 Avy teo io lehilahy io, Jodasy avy any Galilia da nitsanga tamè andron'gne fagnishà ary nangala olo maromaro hagnaraky anazy. Izy evakoa da novonoigny, ary indreo egnaby izay nagneky anazy da niparitaky.