tkg_act_text_reg/05/33.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 33 Raha naharè izà indreo tao amè filan-kevitry, da vignitry indreo ary nikasa hamono ireo apostoly mintsy. \v 34 Fa nisy Fariseo raiky angia hoe Gamaliela, mpampianatry lalàgna, izay najain'gne olo rehetra, nitsanga ary nagnafatrafatry andreo apostoly mba ho alaigny hajoso kidy agny ivelany.