tkg_act_text_reg/05/22.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 22 Fa rehefa avy gne mpiandry raharaha da tsy nahita andreo tao am-ponja esana, ka nipody indreo ary nagnambara hoe: \v 23 "Nahita gne trano mizy nihidy tsara iahay ary gne mpiamby da nijoro niamby t'ambarangara, fa rehefa novahanay izà tsy nahita olo tao agnatiny esana iahay."