tkg_act_text_reg/05/19.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 19 Ary nandritran'gn'ariva da nisy anjelin'gne Tompo nanokatry gne varangaran'gne fonja ary nagnajoso andreo tao, sy nizàka hoe: \v 20 "Alao, mitsangana ao amè tempoly ary mizàka amè olo ireo zakà rehetran'ity fiaigna ity." \v 21 Rehefa naharè izà indreo, da niditry tao amè tempoly indreo raha vao marandray gn'andro ka nampianatry. Fa avy gne mpisoronabe, sy indreo izay nindray taminy, ary nangaiky gne filan-kevitry rehetra, indreo loholo rehetran'gne vahoakan'Israely, ary nalefa tam-ponja mba hagnajoso andreo apostoly.