tkg_act_text_reg/05/14.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 14 Ary nihamaro indreo mpino izay nagnampy isa gne Tompo, andian-dehilahy sy viavy, \v 15 ka nindesindreo t'andala hatramè marary ary napatoriandreo teo ambony fandria sy farafara, ka mba rehefa mandalo i Petera, da mety mba hanalotry gne sasany amindreo gne alotriny. \v 16 Teo evakoa da maro gne vahoaky gne niara-tonga avy ao amin'ireo tanà nagnodidiny an'i Jerosalema, ninday endreo marary sy nampahorian'gne fagna-maloto, ary da sitrany izy rehetra.