tkg_act_text_reg/05/09.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 9 Avy eo i Petera nazàka anazy hoe: "Nahoa anareo gne nagneky hiara-hitsapa gne Fagnahin'gne Tompo? Igny, gne tombok'ireo olo izay nandevy gne vadinao da eo ambarangara, ary hagnajoso anao indreo. \v 10 Ary lavo tselatsela teo amè tombony izy ary afaky gn'ainy. Rehefa niditry tao indreo tovolahy, da nahita anazy maty, ka ninday anazy nijoso sy nandevigny anazy takeky gne vadiny. \v 11 Raiki-tahotry gne fiangona agnaby, sy indreo rehetra izay naharè izà zavatry izà.